<-
->

Sal 148:14 He also exalteth the horn of his people, the praise of all his saints; even of the children of Israel, a people near unto him. Praise ye the Lord. Ary manandratra tandroka ho an' ny olony Izy, Dia fiderana ho an' ny olony masina rehetra, Eny, ho an' ny Zanak' Isiraely, firenena akaiky Azy. Haleloia. Nanandratra ny fahefan' ny vahoakany izy, foto-piderana amin' izay rehetra miraiki-po aminy, dia amin' ny zanak' Israely firenena akaiky azy. Aleloia! Il rehausse la vigueur de son peuple, fierté pour tous ses amis, pour les enfants d' Israël, le peuple de ses proches.