|
|
|
|

Entry (1/2)1  solo
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3 Zavatra na olona ampiasaina hanao asa nataon' ny hafa: Rakoto no solon' ny mpampianatra anay lasa / Lay no natao solon' ny trano.
4 Olona voatendry hiteny na hanatrika amin' ny anaran' ny hafa (solontena no tena fampiasa amin' io hevitra io): Dia niteny ny solon' ny lehiben' ny Governemanta.
5 Onitra: Inty misy zavatra kely ho solon' ny bokinao veriko. [1.1]
Explanations in English  6 a substitute. [1.2, 1.7]
Explanations in French  7 Un remplaçant, un substitut, un représentant.
8 compensation, ce qui se donne, se paie à la place d’une autre chose. [1.3]
9 remplacement, substitut. [1.8]
[1.13]
Examples  10  Ary ankehitriny, gadralava atao solo ny sazy. [2.48]
11  ary dia ny omby no haniny ny otona, solo ny zaza maty. [2.48]
Morphology 
12  Simple :
13  Prefixed :
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Relative verbs :
Names :
Adjectives :
Analogs  34  akalanasilakynyhazo, 35  akangasisananamborana, 36  andrianjahonoany, 37  fandrotraranaantananahaolo, 38  fanovannymaty, 39  faraamandimby, 40  fara, 41  fokomboanemba, 42  iraka, 43  kolokolodimbinnyvary, 44  kolokolo, 45  masoivoho, 46  mpamelomaso, 47  papangosasakynyvorona, 48  solofodimbinnyala, 49  tamingana, 50  tapaporohanasisatsymay, 51  taranaboanjo, 52  taranaka, 53  taranjana, 54  vatonamelankafatra, 55  vorompanovahena
All compound words  56  38 combinations of this word
Proverbs  57  Proverbs containing that word

Entry (2/2)58  solò
Part of speech  59  noun
Explanations in Malagasy  60 Hiran' olon-tokana. [1.1]
Other spellings  61 soalao

Anagrams  62 loso, 63 solò, solo

Updated on 2025/11/10