Entry andrianjahonoany (andriana, aho, no, any)
Part of speech   noun
Malagasy definition   Karazana masoivoho na olona itokisana tanteraka misolo tena ny mpitondra fanjakana any an-tany hafa ka ametrahany andraikitra lehibe, ary izay vitany dia ohatra ny tenany ihany no nanao azy [Rajemisa 1985]
English translation   [izaho, I, no ho any, will be there.] An agent. [Richardson 1885]
Analogy   masoivoho

Updated on 2011/10/27