Entry tsolo
Part of speech noun
Malagasy definition Fandrehetana afo handoroana zavatra, fandomana amin'ny afo [Rajemisa 1985]
Derivations 

Entry tsolo
Part of speech noun
Malagasy definition Karazan' angady kely lava lela [Rajemisa 1985]
Vocabulary 
Derivations 

Entry tsolo
Part of speech adjective
Malagasy definition Marani-doha, tsoky [Rajemisa 1985]
Derivations 

2013/07/29