Entry manolo (solo)
Part of speech   active verb
Malagasy definition   Manova hafa: Tsy mono na manolo mpampianatra efa za-draharaha
¶ Miova: Lasa nanolo akanjo izy
¶ Manonitra, manefa: Izaho no hanolo ny volanao fa aza matahotra [Rajemisa 1985]
Morphology  
manolo
nanolo
hanolo
manoloa

Entry mañolo
Part of speech   active verb
Malagasy definition   [Tanosy] manodidina [Rakotosaona 1972]

2010/05/05