Entry anoloana (ana, oloana)
Part of speech adverb [full list]
Malagasy definition Enti-milaza toerana eo alohan' ny tena: Mijoro eo analoan' ny mpampianatra ny mpianatra ~ Mipetraha eo anoloana ianao [Rajemisa 1985]
English definition Before, in the presence of [Richardson 1885]
French definition en présence [Abinal 1888, Rajaonarimanana 1995]
 devant, devant la façade [Abinal 1888]
 par devant [Rajaonarimanana 1995]
Morphology 
anoloana
anoloako
anoloanao
anoloany
anoloantsika
anoloanay
anoloanareo
anoloan'
anoloan-
anoloam-
anoloa-
Examples 
1Nisy bokotra kely notsindrin' ilay mpivarotra teo anoloany. [Andraina: I Vola, page 59]
2Nikendry anoloana, niandry ny hoe: [Andraina: Sahabe, page 3]

Entry anoloana (solo)
Part of speech relative verb
English definition  [Richardson 1885]
French definition  [Abinal 1888]
Morphology 
anoloana
anoloako
anoloanao
anoloany
anoloantsika
anoloanay
anoloanareo
anoloan'
anoloan-
anoloam-
anoloa-
nanoloana
nanoloako
nanoloanao
nanoloany
nanoloantsika
nanoloanay
nanoloanareo
nanoloan'
nanoloan-
nanoloam-
nanoloa-
hanoloana
hanoloako
hanoloanao
hanoloany
hanoloantsika
hanoloanay
hanoloanareo
hanoloan'
hanoloan-
hanoloam-
hanoloa-
anoloy

2016/09/03