| Entry (1/2) | 1 fanoloana |
| Root | 2 solo |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Fanovana hala: Tsy azo atao angaha ny fanoloana mpilalao mandritra ny lalao?
5 Fanonerana: Tandremo fa an' izay mamaky ihany ny fanoloana ny fitaratra vaky na simba [1.1] |
| Explanations in French |
6 L’action de remplacer, de compenser, ce qui remplace, la cause
[1.3#623] 7 substitution [1.13] |
| Examples |
8 Tsy nisy intsony rahateo koa moa ny famboarana fesana sy ny fanoloana lohan-dalitra.
[2.472#95]
9 Izany hoe, fironana ankehitriny ny fanoloana ny tafika zazavao amin' ny tafika tena matihanina. [4.27#2003/04/11] |
| Entry (2/2) | 10 fanoloana |
| Root | 11 oloana |
| Part of speech | 12 noun |
| Explanations in Malagasy |
13 Izay olona eo anoloana
[1.1] |
| Updated on 2025/11/17 |
|