Entry masoivoho (maso, voho)
Part of speech   noun
Malagasy definition   Solontenam-pikambanana na fanjakana any an-tany hafa; solontena mahatapaka any amin' ny toerana hafa: Rakotono masoivohon' ny fihambanam-barotray any Mojanga
Mitovy hevitra: andrianjahonoany [Rajemisa 1985]
   misolo fikambanana na firenena iray any ivelan'ny foibe [SLP: Voambolana]
French translation   un représentant, un agent [Abinal 1888]
   les représentants du souverain, comme les yeux dont il se sert pour voir ce qui se passe derrière lui [Veyrières 1913]
   représentant, succursale, agence, ambassadeur [SLP: Voambolana]
Quotes  
Analogy   andrianjahonoany

Updated on 2016/03/23