| Entry | 1 fisoloana |
| Root | 2 solo |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Fanaovana ny asan' ny..., fitanana ny toeran' ny...: Ianao no nahatonga ny mpiasako handeha ka ionao no tompon' andraikitra amin' ny fisoloana azy [1.1] |
| Explanations in French |
5 L'action de remplacer, le remplacement, le motif [1.3#623] |
| Examples |
6 Izany no nanery anay tsy hihambahamba hisahana ny momba ny fisoloana tena sy ny fandraisana anjara ho anisan' ny zo fototra.
[1.369#]
7 Nihasarotra dia nihasarotra tokoa ny fiainan' I Dada hahazoam-bola : asa tany, fanaovan-trano miaraka amin' ny olona, famakiana hazo hatao kitay, fisoloana olona voatendry amin' izao na iroa. [2.472#159] |
| Anagrams | 8 fisoloana, 9 ilofosana |
| Updated on 2025/09/12 |
|