| Entry | 1 iraka |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 Olona alefa amin' ny toerana iray mba hitondra teny na haka zavatra na olona, na handamin-draharaha: Iraka mahatoky no nampitondrainy hafatra
[1.1] |
| Explanations in English |
4 a messenger
[1.7] |
| Explanations in French |
5 messager, envoyé
[1.8] |
| Derivatives |
|
| Proverbs | 16 Proverbs containing that word |
| Anagrams | 17 araky, 18 arika, iraka, 19 karia, 20 raika, 21 rakia, 22 riaka |
| Updated on 2025/11/17 |
|