|
|
|
|

Entry 1  misolo
Root  2 solo
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4 Manao ny asan' ny... mitana ny toeran' ny...: Rakoto no nisolo ny mpitantsoratra nanavy
5 Manova: Mbola misolo akanjo izy
6 Miova: Misolo matetika loatra ny dokotera eto amintsika [1.1]
Explanations in English  7 to be a substitute for [1.7]
Explanations in French  8 être remplacé, compensé [1.3#623]
Examples  9  Fantatr' ilay nanao anefa fa misolo toerana ilay nampiany izy na miara-voa aminy raha tratra. [2.472#208]
10  Raha misy tsy fahafahany dia ny lehiben' ny firaketan-draharahan' ny Fitsarana Fandravana no misolo azy. [1.320#]
Morphology 
11  Present :
12  Past :
13  Future :
14  Imperative :
Combinations  15  2 expressions, toponymes, etc... with that word
Proverbs  16  Proverbs containing that word

Anagrams  misolo, 17 mosoly

Updated on 2026/03/07