Entry rafitra
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fiasanany hazo hanaovana fanaka, trano: Anisan' ny taozavatra ilaina tokoa ny rafitra
Fomba iasana ny hazo mba hanaovana azy ho fanaka, trano...: Tsara rafitra ity latabatra ity
Fikambanan' ny zavatra maro ho tenan-javatra iray: Mahatalanjona ny rafitry ny tenan' ny olombelona
Fitaovana fanaovana rafitra: vankona, raboha, dalompy, tsofa, didiravina, homamanta, tantanana, famoalaka, torosy, tandra, fandraka ( fandradahy, fandrabavy), vahoho, fively, fively fandraka, filamatra, hazomahitsy, famaky, tsimaka, lamisy, rivodahy
Fomban-drafitra: am-panoa, andahiny, ambaviny, barazedra, sokitra, torihisatra, koronosy, fehimbarika, filiro, saridiseza [1.1]
Explanations in English Carpenter's work, masonry, brickwork [1.2]
 Construction work, a construction; carpentry [1.7]
Explanations in French Ouvrage de charpenterie, de menuiserie, de maçonnerie, de mécanique, ajustage des pièces d'un même tout, construction d'un ouvrage, d'une maison, d'un pont, d'une machine [1.3]
 Menuiserie; construction, charpente [1.8]
Examples miendaka tsikelikely ny rafitra tsirairay aminy, ary farany dia tsy hisy intsony fa lakana goavana bontolo no sisa tavela. [2.471]
Morphology 
Simple : rafitra, rafitro, rafitrao, rafiny, rafitsika, rafitray, rafitrareo, rafitr', rafi-, rafitry
Prefixed : -drafitra, -drafitro, -drafitrao, -drafiny, -drafitsika, -drafitray, -drafitrareo, -drafitr', -drafi-, -drafitry
Derivatives 
Compound words 
Titles Fitsipi-pitenenana Malagasy Ara-drafitra
Rafitry ny fototeny
Proverbs 

Entry rafitra
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Manomboka: Tamin' izay, rafitra ny ady
Raikitra: Rafitra ady Isambilo sy Ibalita
Mikatroka... avy hatrany, ombika: Rafitra nifampitolona izy roa lahy. [1.1]
Explanations in English At variance, broken out, as a quarrel [1.2]
Explanations in French Qui en vient aux mains, qui entreprend un travail, qui s'y applique: Tamin' izay rafitra ny ady (Alors la bataille, la dispute commença) ~ Rafitra ady izy roa vavy (Ces deux femmes commencent à se disputer) ~ Rafitra nifamono izy roa lahy (Ces deux individus se mirent à se battre) ~ Rafitra amin' ny asa izy roa lahy (Ils travaillent tout de bon tous les deux) [1.3]
Examples Rafitra tamin' ity herinandro ity ny ady amin' ny Frantsay sy ny Alemana, ary koa amin' ireo firenena anman' ny ankilany sy andaniny avy. [2.472]
Compound words 

Anagrams 

Updated on 2023/05/16