| Entry (1/2) | 1 ambaviny |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 ny tady efatra be feo. manao feo ambany amin' ny valiha, na lokanga, ets. ;
4 ny ilany ambany feo, na midoboka kokoa, amin' ny amponga, langoraony [1.10] 5 Anarana enti-milaza ireo tady be feo amin' ny tadin-javamaneno tendrena, toy ny valiha, ny lokanga 6 Ny ilany amin' ny amponga sy ny karazany izay midoboka kokoa ny feony [1.1] |
| Explanations in English |
7 the four looser strings of the valiha; the end of a drum which gives a shriller sound than the other, being beaten with the hand only.
[1.2] |
| Explanations in French |
8 nom des basses des intsuments à cordes; le bout du tambour et autres instruments qui donnent un son plus grave, plus bas que l’autre bout
[1.3] |
| Vocabulary | 9 Music: (in general) |
| Antonyms | 10 andahiny |
| Proverbs | 11 Proverbs containing that word |
| Entry (2/2) | 12 ambaviny |
| Part of speech | 13 noun |
| Explanations in Malagasy |
14 loaka, na lavaka, ampidirana, anatsofohana tapany lavalava kely, toy ny fantsika, na hidy, ho fitanana, na fandraiketana ny roa tonta
[1.10] 15 Ny ilany misy loaka amin' ny rafitra na amin' ny hidin-trano izay idiran' ny ilany mivohitra, izay atao hoe andahiny: Rimbona ny ambaviny amin' itỳ sakamandimby itỳ katsy mitana tsara ny rafitra [1.1] |
| Explanations in French |
16 les parties creuses des engrenages, des jonctions, des pentures, etc., destinées à recevoir la partie pleine
[1.3] 17 pièce femelle [1.5] |
| Antonyms | 18 andahiny |
| All compound words | 19 fanaovana ambaviny |
| Anagrams | 20 ambaviny, 21 avimbina |
| Updated on 2025/11/13 |
|