Entry lamisy
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fiasana fandoahana hazo na vato: Ny lamisy dia misy vatany azo ahodin-tanana, ka rehefa ahodina io, misy vy kely maranitra, atao hoe zanadamisy, mihamilentika hatrany mandoaka ny hazo [Rajemisa 1985]
 fiasana anodinana ny kamositra mba handavahana [SLP 1986]
Explanations in French vilebrequin [SLP 1986]
Vocabulary 
Origin French: la mèche.
Other spellings 

Updated on 2021/10/17