| Entry | 1 famoalaka |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 Karazam-piasana toy ny fandraka, saingy izy korongo dia korongo, atao fandoahan-kazo [1.1] |
| Explanations in English |
4 [Mod. s. from mamoa (voa?), and laka for lakana, a canoe.] A gouge. [1.2] |
| Anagrams | 5 fakamalao, 6 famoalaka |
| Updated on 2025/09/12 |
|