Entry tandra
Part of speech noun
Malagasy definition Fiasana misy vavany roa mahazo mifanatona ary toa miketoka ka afaka mamia zavatra, ampiasaina hanongotam-pantsika na hitazonana ny vy mahamay hotefena. [Rajemisa 1985]
 fitaovana fitsongoana na fitazonana [SLP 1986]
French definition pince [SLP 1986]
Vocabulary 
Derivations 
Quotes 

Entry tandra
Part of speech noun
Malagasy definition  [Bara] onitra na fidiovana noho ny ratsy natao: reniny [Rakotosaona 1975]
  [Betsimisaraka] Fanomezana mariky ny fifonana noho ny fahadisoana [Rajemisa 1985]

Entry tandra
Part of speech noun
Malagasy definition  [Bara] zazavavy fofombady efa namonoana omby nefa tsy nentina any an-tranon-drazazalahy [Rakotosaona 1975]
  [Sakalava] Tolotra omena ny zanaka na ny zafy [Rajemisa 1985]
 Fanomezana manokana omena zaza mbola tsy teraka na zaza marary mba hirariana na hisambasambana fahaterahana na fahasitranana soa aman-tsara ho azy [Rajemisa 1985]
Derivations 

Entry tandra
Part of speech noun
Malagasy definition Pentina mainty kely tsy mety afaka eny amin' ny hoditra. [Rajemisa 1985]
Compound words, titles, names 

Updated on 2020/07/31