|
|
|
|

Entry1  mirafitra
Root  2  rafitra
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Miraikitra, miady: Mirafitra tsara ny biriky amin' ity trano ity
Mikezaka, mimaso, mikely aina: Mirafitra amin' ny fianarana izy [1.1]
Explanations in English  5  to join together, to unite, to fit. [1.2]
Morphology 
6  Present :
7  Past :
8  Future :
9  Imperative :

Anagrams  10 mifaritra, 11 mirafitra, 12 mirifatra

Updated on 2025/09/12