Entry andahiny (any, lahy, -ny)
Part of speech noun
Malagasy definition ny andahiny na kidobony amin' ny ampongan' ny ntaolo dia ilay lafiny dobohana amin' ny fively, ary amin' ny valiha kosa dia ny tadin' ny feo ambony na andahiny [Ravelojaona 1937]
English definition the bass end of the drum; the treble chord of the valiha. [Richardson 1885]
French definition le côté de tout instrument qui donne le son aigu ; la voix, les cordes hautes [Abinal 1888]
Vocabulary 
Antonyms 
Quotes 

Entry andahiny (any, lahy, -ny)
Part of speech noun
Malagasy definition amin' ny rafitra hazo, na amin' ny tefy, dia ny tendron-kazo, ets. izay miditra ao amin' ny ilany keoka na loaka mba hampikambana ny roa tonta no atao hoe andahiny [Ravelojaona 1937]
French definition le côté bouveté portant la baguette; se dit de la partie des engrenages, des jonctions, des pentures. etc, qui portent le bout plein entrant dans la partie vide [Abinal 1888]
 pièce mâle [Rajaonarimanana 1995]
Antonyms 

2016/05/24