Entry vankona
Part of speech noun
Malagasy definition Fiasan' ny mpandrafitra hanadiovany ny hazo ho tonga malamalama tsara: Ny vankona dia lehibe noho ny rabao [Rajemisa 1985]
English definition a carpenter's plane; cf. rabao [Hallanger 1973]
French definition rabot; cf. rabao [Hallanger 1974]
Examples Misy kodia lehibe boribory no toy ny vankona hamankona ny hazo. [Razoharinoro: Soratra, page 185]
Vocabulary 
Derivations 
Morphology 
vankona
vankoko
vankonao
vankony
vankontsika
vankonay
vankonareo
vankon'
vankon-
vankom-
vanko-
-bankona
-bankoko
-bankonao
-bankony
-bankontsika
-bankonay
-bankonareo
-bankon'
-bankon-
-bankom-
-banko-
Synonyms rabao
Compound words, titles, names 

Entry Vankona
Part of speech name (book or play title)
Subtitle Ny rafitry ny teny
Author DGSA: Direction Générale des Services Académiques -- Direction de l'Enseignement Primaire
Dimensions Width: 14cm. Height: 22cm. Pages: 63.
Tables and plates All the titles
Text 

2018/10/18