| Entry (1/2) | 1 -drafitra |
| Part of speech | 2 morphological form of rafitra |
| Examples |
3 Lakan-drafitra very fivoy, anie aho, ry zareo
[2.285#137]
|
| Entry (2/2) | 4 drafitra |
| Part of speech | 5 noun |
| Explanations in Malagasy |
6 Tsipika manoritra an-tsary ireo fizarazarana na faritra samihafa amin' ny tanana, na trano na masinina iray
7 Soritsoritry ny hevitra velabelarina ao anatin' ny lahatsoratra iray izay alahatra araka ny heverina ho mahamety azy: Moa misy drafitra nosoritan' ny mpanoratra raha nanao io lahatsoratra io izy? [1.1] 8 vinavina voafaritry ny hotratrarina, ny enti-manana ary ny fotoana [1.13] |
| Explanations in French |
9 plan, planning
[1.13] |
| Examples |
10 Natolotry ny Résident an-dRainilaiarivony io drafitra io tamin' ny 18 Oktobra.
[2.508#550]
|
| Synonyms | 11 planina |
| All compound words | 12 6 combinations of this word |
| Updated on 2025/11/09 |
|