Entry arafitra (rafitra)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Araikitra, ampiadina, apetaka [1.1]
Explanations in English Used of the various pieces of a thing that are to be joined together to form a whole. [1.2]
 To be constructed [1.7]
Explanations in French à construire, à ajuster, à faire quereller [1.3]
 Qu'on construit, qu'on ajuste, qu'on assemble [1.8]
Examples 
1nony voa taona ny vato korakórana madinika dia arafitra; [2.48]
2ny tena hidy dia hazo lehibebe tsy miala, fa arafitra amin' ny varavarana, ary raha aroso, dia miditra ao amin' ny tolam-baravarana ka manidy ny varavarana. [1.38]
Morphology 
Present : arafitra, arafitro, arafitrao, arafiny, arafitsika, arafitray, arafitrareo, arafitr', arafi-, arafitry
Past : narafitra, narafitro, narafitrao, narafiny, narafitsika, narafitray, narafitrareo, narafitr', narafi-, narafitry
Future : harafitra, harafitro, harafitrao, harafiny, harafitsika, harafitray, harafitrareo, harafitr', harafi-, harafitry
Imperative : arafeto

Anagrams 

Updated on 2023/01/20