Entry mankeroa (eroa)
Part of speech active verb
Malagasy definition Mandeha, manatona eroa: Variana aho mijery ny tanan' ny mpanenona manketsy mankeroa [Rajemisa 1985]
English definition to go there (far away, not in sight) [Hallanger 1973]
French definition aller là-bas, (loin, visible) [Hallanger 1974]
Morphology 
mankeroa
nankeroa
hankeroa
Examples Mipetraha eto aloha ianareo, raha mbola mankeroa hivavaka Aho. [Baiboly: 47:026:036/Matio 26:36..]

2013/04/16