Index

Proverbs : mirebika

Proverb Androngo: tapaka vao mirebika. [Rajemisa 1985]
Tapaka vao mirebika, tahaka ny androngo. [Rinara 1974 #4100]
Malagasy interpretation Enti-milaza olona mifaly aorian' ny fahoriana nihatra taminy. [Rajemisa 1985]

Proverb Aza mirebika amin' ny antsan' olona. [Rinara 1974 #785]
Aza mirebika ny antsan’ olona. [Cousins 1871 #632]
Mirebika antsan' olona. [Veyrières 1913 #5562]
French translation Se réjouir de la joie des autres, c' est comme si l' on dansait lorsque d' autres chantent et se réjouissent. [Veyrières 1913 #5562]

Proverb Aza mirebika an-tampon' ny loza. [Rinara 1974 #786]
Aza mirebika ao an-tampon' ny loza. [Veyrières 1913 #6277, Cousins 1871 #631]
French translation Ne dansez pas au-dessus de l'abîme. [Veyrières 1913 #6277]

Proverb Tefahim-poana aza handihy, ka homena vola tsy hirebika. [Samson 1965 #T67]

Proverb Tsy bingibingy lah’ hanasa miady, tsy langorony lah’ hanasa hirebika. [Samson 1965 #T165]

Proverb Tsy dronga lah’ haneno aloham-borona, tsy bingy na hirebika alohan-dreniny. [Samson 1965 #T164]

Proverb Tsy mety raha manao dihin-dRazihizihy : sady tsy hirebika no tsy hanimpy sandry, fa mihoninkonina an-toerana fotsiny. [Rinara 1974 #4614]
Tsy mety raha manao dihin-dRazihizihy : sady tsy hirebika no tsy hanipy sandry, fa eo no mihoninkonina foana eo. [Veyrières 1913 #2123, Cousins 1871 #3435]
French translation Il ne faut pas danser comme Razihizihy, sans sauter, sans remuer les bras, se contentant de remuer sur place et avec embarras. [Veyrières 1913 #2123]
French interpretation Se disait des gens lourdauds et embarrassés. [Veyrières 1913 #2123]

Proverb Tsy zoin-kabary, ka mitakoko ny androngo, tapa-drambo mirebika dia ny androngo ihany koa. [Rinara 1974 #4813]
Tsy zoin-kabary ka mitakoko ny vorondolo; tapa-drambo vao mirebika ny androngo; migadra tenany ihany ny biby. [Houlder 1895 #2292]

Index