|
|
|
|

Entry (1/2)1  tapaka
Part of speech  2  participle
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Enti-milaza zavatra voadidin-java-maranitra ka tarangana mizara roa misaraka erỳ: Tapaka ny tehiko
Enti-milaza teny na rasaka voatery haato noho ny fisalovanan' ny hafa na fitrangan-javatra tsy nampoizina: Aza fada, fa tapaka ny resatsika noho ilay kotrobaratra tao
Nanaovana didy hentitra: Tapaky ny manam-pahefana fa tsy hankalazaina ho fetim-pirenena intsony ny 14 Oktobra
Miato, mijanona: Tsy tapaka ny orana nandritra ny hefarana
Explanations in English  4  [1.7] broken, cut off; settled, decided
Explanations in French  5  [1.8] coupé, rompu net : décidé, entendu
6  [1.13] fracture, fracturé
Examples  7  [2.324] tapaka ny teniny, fa nitanondrika tamin'ny tany naharitra ela izy.
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Relative verbs :
Names :
Adjectives :
All compound words  27  28 words containing tapaka

Entry (2/2)28  tapaka
Part of speech  29  noun
Explanations in French  30  [1.196] (de tapaka : coupé par moitié ; allusion à la forme du fruit, dont la cupule arrive à peu près à la moitié ; il rappelle le gland du chêne). Ocotea cymosa (Nees) Palacky et Ocotea laevis Kosterm. (Lauraceae). Fruit utilisé comme condiment. Les feuilles fournissent aussi une essence aromatique. Le bois jaune, tacheté de noir, est employé en charpente et en menuiserie. [Tankarana, Betsimisaraka]
Vocabulary  31  Botany
Scientific name 

Updated on 2025/09/12