| Entry | 1 miady |
| Root | 2 ady |
| Part of speech | 3 active verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Mifamely amin' ny basy aman-defona: Mahay miady ny tari-dRamarovokatra noho ny an-dRamarovolana.
5 Mifampitory eny amin' ny fitsarana: Miady lova ireto olona ireto. 6 Mifanditra, tsy mifanaraka: Tsy manao afa-tsy ny miady ireo zaza mifanarakaraka ireo. 7 Mikaona tsara: Miady tsara lahy ny rafitr' itỳ lalimoara itỳ. [1.1] |
| Explanations in English |
8 To fight, make war.
[1.2, 1.7] 9 to quarrel, to contend in words or deeds.. [1.2] 10 to fit closely together, to correspond exactly. [1.7] |
| Explanations in French |
11 Se battre, être en guerre, faire la guerre.
[1.3, 1.8] 12 être en procès, se disputer. 13 être joint, s'accoler, se mélanger, être comparé, confronté, se rapporter au type. [1.3] 14 être bien ajusté; correspondre. [1.8] |
| Examples |
15 Tsy maintsy miady hatramin' nyfarany aho.
[2.471]
16 Fantatsika fa miady ny tany ankehitriny, hoy izy. [2.472] |
| Morphology |
|
| Analogs | 21 mandrafitraady, 22 miady, 23 mifamango, 24 mifamelyantsamotady, 25 mifamely, 26 mifamovoka, 27 mifampikatroka, 28 mifanafika, 29 mifanakofoka, 30 mifanakotika, 31 mifanandrina, 32 mifanangana, 33 mifananikamifanorabato, 34 mifanaoambakiloha, 35 mifanaoankolafiny, 36 mifanaomandrosoafamasakanylohomby, 37 mifanatrika, 38 mifandazo, 39 mifandramatra, 40 mifandringana, 41 mifandripaka, 42 mifandrotika, 43 mifanjenjina, 44 mifanjinja, 45 mifanondrobasyamandefona, 46 mifanorotoro, 47 mifanotohoto, 48 mikatroka, 49 mikatroka, 50 mikitra, 51 mikitrana, 52 mipaka, 53 rafitraady |
| All compound words | 54 32 combinations of this word |
| Proverbs | 55 Proverbs containing that word |
| Anagrams | 56 amidy, 57 i mady, 58 miady, 59 midia |
| Updated on 2025/11/09 |
|