Entry akanjo
Part of speech   noun
Malagasy definition   Anarana itambaran' ny fitafiana voazaitra entina hanafy ny vatana, mba ho takon-kenatra aloha voalohany indrindra sy hiaro amin' ny hatsiaka, ary tatỳ aoriana mba ho endri-javatra mahafinaritra koa: Nentiny nanaovana maso vao tamin' ny Krismasy ilay akanjony vao nozairina [Rajemisa 1985]
English translation   a coat, outer garment, dress. [Swa. ka'nza, or Fr. canezon.] [Richardson 1885]
   clothing; a dress; a shirt [Hallanger 1973]
French translation   nom générique des habits, de l'habillement, du costume [Abinal 1888]
   vêtement ; une robe, une chemise [Hallanger 1974]
Vocabulary  
Derivations  
Morphology  
akanjo
akanjoko
akanjonao
akanjony
akanjontsika
akanjonay
akanjonareo
akanjon'
akanjon-
akanjom-
Compound words, titles, names  
Quotes  

Updated on 2013/09/29