Entry toerana (toetra)
Part of speech noun
Malagasy definition Fipetrahana; ny misy ny zavatra iray andavanandro: Samy ataovy amin' ny toerany avy ny zavatra rehetra
¶ Fipetraka, fitoetra: Tsy tiako ny toeran' ity trano ity. [Rajemisa 1985]
English definition a place [Hallanger 1973]
French definition lieu, endroit, situation, emplacement [Hallanger 1974, SLP 1986]
Morphology 
toerana
toerako
toeranao
toerany
toerantsika
toeranay
toeranareo
toeran'
toeran-
toeram-
toera-
Compound words, titles, names 
Quotes 

2017/10/25