Entry mandihy (dihy)
Part of speech active verb
Malagasy definition Mampihetsika ny tongotra sy ny tanana miaraka amin' ny amponga sy ny zavamaneno mampientanentana: Faly loatra izy ka rafitra nandihy
Mitovy hevitra: mirebika ~ mitotorebika ~ mitsinjaka [Rajemisa 1985]
English definition to dance [Richardson 1885, Hallanger 1973]
French definition danser [Hallanger 1974]
Morphology 
mandihy
nandihy
handihy
mandihiza
Compound words, titles, names 
Examples Akoho lahy mihehy lavenona ireny, ka mandihy ambony fasan-drazana. [Andraina: Mitaraina, page 225]
Quotes 

2012/07/11