| Index | 
 | ||||||||||||||||||||
| Proverbs : milentika | |||||||||||||||||||||
| Proverb 1 | Fandiorano ratsy, ka miseho tsy valahara, milentika tsy vaky atatra. [2.415 #3002] Fandiorano ratsy, ka mitranga tsy menatra, misitrika tsy valahara. [2.415 #3002] Toy ny fandiorano ny ratsy: koa miseho, tsy menatra olona; misitrika, tsy valahara. [2.165] Toy ny fandiorano ny ratsy : miseho tsy vaky afero, misitrika tsy valahara. [2.558 #4276] Toy ny fandiorano ratsy : koa miseho, tsy menatra olona; misitrika, tsy valahara. [2.653] | ||||||||||||||||||||
| French translation | Le méchant est comme le gyrin: quand il se montre, il n' a pas honte; et quand il disparaît, il ne rougit pas.  [2.165] Vilain gyrin nageur : il se montre impudemment, il plonge effrontément. [2.415 #3002] | ||||||||||||||||||||
| French interpretation | Se disait des gens qui ne savent pas rougir. [2.415 #3002] | ||||||||||||||||||||
| Proverb 2 | Raha maty masoandro. [2.415 #6596] Raha milentika masoandro. [2.415 #6596] | ||||||||||||||||||||
| French translation | Quand le soleil se couche. [2.415 #6596] | ||||||||||||||||||||
| Proverb 3 | Tompon-tany mahay rano tsangana, ka mandrobo ny vahiny hilentika.  [2.558] Tompon-tany mahay rano | ||||||||||||||||||||
| Proverb 4 | Vato natora-mamba, ny natoraka nilentika, ny notorahana nilentika koa. [2.558 #317] | ||||||||||||||||||||
| Index | 
 | ||||||||||||||||||||
|   |