Entry afero
Part of speech   noun
Malagasy definition   Paosy kely lavalava eo ambanin' ny aty kely foana (amin' ny ila havanana), izay iangonana rano maitsomaitso mangidy antsoina rahateo hoe ranonafero, izay miforona ao amin' ny aty ka midina ao amin' ny vava tsinay rehefa miditra ao ny sakafo
¶ Ilay rano maitsomaitso mangidy mihitsy [Rajemisa 1985]
English translation   the bile, the gall, the gall-bladder [Richardson 1885]
   bile [Hallanger 1973]
French translation   Bile, fiel, la vésicule qui le contient [Abinal 1888]
   bile, fiel [Hallanger 1974]
Vocabulary  
Quotes  
Analogy   ranonafero

Entry afero
Part of speech   noun
Malagasy definition   Zavatra mangidy dia mangidy. [Rajemisa 1985]
English translation   bitterness, costly. [mal ampada(?).] [Richardson 1885]
French translation   amertume, aigreur [Abinal 1888]
   amertume [Hallanger 1974]
Vocabulary  
Compound words, titles, names  
Articles  

Entry afero (fetra)
Part of speech   imperative of passive verb afetra [list]

Entry afero (afitra)
Part of speech   imperative of passive verb aferina [list]

Updated on 2017/06/29