Entry vahiny
Part of speech noun
Malagasy definition olona avy any amin' ny tany hafa, tsy tompontany: Mahazo monina tsara eto ny vahiny raha tsy voatohintohina ny fiandrianom-pirenentsika
¶ Olona tonga mitsidika ao an-tokantrano ka raisina sy omen-tsakafo: Andeha hanokombary ho an' ny vahiny aho aloha [Rajemisa 1985]
English definition a stranger, a foreigner, a guest [Hallanger 1973]
French definition étranger; hôte [Hallanger 1974]
Derivations 
Compound words, titles, names 
Quotes 

Entry vahiny (vahy, -ny)
Part of speech noun vahy and pronoun
Malagasy definition tsorian-javatra hita mazava tsara, hita amin' ireo teny toy ny hoe: vahindanitra, vahindroroha [Rajemisa 1985]

2013/07/30