Entry valahara
Part of speech adjective
Malagasy definition Mitandro ny haja, ny voninahiny; mahatsiaro menatra (fampiasa indrindra ialohan' ny "tsy"): Tsy volahara: Tsy menatra, tsy mendrika
Mitovy hevitra: tsy vaky afero ~ tsy vaky atatra ~ tsy vaky aty [Rajemisa 1985]
English translation a word apparently used only with the negative "tsy" [Richardson 1885]
French translation honnĂȘte, qui sait rougir, qui a de l'honneur [Abinal 1888]
Antonyms 
Quotes 

Updated on 2020/07/31