|
|
|
|

Entry1  masoandro
Elementary words  2 maso, 3 andro
Part of speech  4  noun
Explanations in Malagasy  5 Antontan-javatra goavana mirehitra mihenjy eny amin' ny habakabaka ka fototry ny hazavana sy ny hafanana ety ambonin' ny tany, izay mihodina manodidina azy: Miposaka avy atsinanana ny masoandro
6 Hainandro: Misy masoandro eo ka mikisaha ianao
7 Ray (aman-dreny): Ianareo no masoandro amam-bolanay [1.1]
Explanations in English  8 the sun [1.2, 1.7]
Explanations in French  9 soleil
10 (figuré) le père, le souverain [1.3]
11 le soleil [1.8]
Examples  12  Efa tafasondrotra nihoatra an' i Mandray ny masoandro takontakon-drahona. [2.499#]
Vocabulary  13  Astronomy
All compound words  14 marary ny masoandro
Proverbs  15  Proverbs containing that word
Article  16 Randzavola: masoandro ao amin' ny Baiboly

Anagrams  17 mandrosoa, masoandro

Updated on 2025/11/17