Entry milentika (lentika)
Part of speech active verb
Malagasy definition Misitrika ao anaty rano, difotra ao anaty rano: Nidiran' ny rano ny lakana ka nilentika
¶ Lasa nidify any ambadiky ny faravodilanitra: Amin' ny enina izao no milentika ny masoandro
¶ Mihamifatratra, mihitsoka lalina ao anatin' ny faharatsiana, fahasahiranana, fahoriana: Milentika ao anatin' ny fahotanany olona sasany
¶ Miraikitra, voasokitra: Milentika ato am-poko ny teninao
¶ Mijanona ela be amin' ny toerana iray: Nahoana no nilentika tany an-tsena tany ise? [Rajemisa 1985]
English definition to sink; to set (of the sun) [Hallanger 1973]
French definition s'enfoncer; couler; se coucher (en parlant du soleil) [Hallanger 1974]
Morphology 
milentika
nilentika
hilentika
milenteha
Quotes 

2012/08/14