Entry fandiorano (dio, rano)
Part of speech noun
English definition a species of snipe [Richardson 1885]
Vocabulary 
Quotes 

Entry fandiorano (dio, rano)
Part of speech noun
Malagasy definition  [Tanala] karazan-tsikovoka kely mpiriaria eny ambony na imbetika anaty rano [Rakotosaona 1972]
 Bibikely maintimainty, karazana tsikovoka monina amin' ny ranomamy, kinga aoka izany raha hilomano ary manao andiany matetika sady manao antaitrika no mitranga ombieny ombieny. Anarana entiny amin' ny ankamantatra: Ingory (Inona àry izany: ritra ny rano, hafaladian' Ingory; tondraka ny rano, hafaladian' Ingory ?) [Rajemisa 1985]
English definition a water-beetle [Richardson 1885]
Vocabulary 

2010/08/26