<-
->

Si 45:18 Nisy olon-kafa nioko taminy, sy nialona azy tany an' efitra: dia ny olona niandany tamin' i Datana sy Abirona, ary ny antokon' i Kore, nisafoaka sy niafonafona. Des étrangers se liguèrent contre lui, ils le jalousèrent au désert, les gens de Datân et ceux d' Abiram, et la bande de Coré, haineuse et violente.