<-
->

Si 36:1 Mamindrà fo aminay, ry Tompo Andriamanitr' izao rehetra izao, ka jereo: Aie pitié de nous, maître, Dieu de l' univers, et regarde, répands ta crainte sur toutes les nations.
Si 36:2 ary arotsahy amin' ny firenena rehetra ny fampahatahoranao. Lève la main contre les nations étrangères, et qu' elles voient ta puissance.
Si 36:3 Atsangano hamely ny firenen-kafa ny tananao, ary aoka hotsaroan' ny ainy ny herinao. Comme, à leurs yeux, tu t' es montré saint envers nous, de même, à nos yeux, montre-toi grand envers elles.
Si 36:4 Araka ny nanehoanao ny fahamasinanao teo anatrehan' izy ireo namay anay, no anehoy ny fahalehibeazanao eo imasonay, mamay ny mpampahory anay. Qu' elles te connaissent, tout comme nous avons connu qu' il n' y a pas d' autre Dieu que toi, Seigneur.
Si 36:5 Ary aoka ho fantatr' izy ireo, tahaka ny nahafantaranay, fa tsy misy Andriamanitra hafa afa-tsy hianao, ry Tompo! Renouvelle les prodiges et fais d' autres miracles, glorifie ta main et ton bras droit.
Si 36:6 Avereno indray ny famantarana, ataovy indray ny fahagagana, Réveille ta fureur, déverse ta colère, détruis l' adversaire, anéantis l' ennemi.
Si 36:7 ankalazao ny tànanao sy ny sandrinao ankavanana. Hâte le temps, souviens-toi du serment, que l' on célèbre tes hauts faits.
Si 36:8 Hetseho ny haviniranao, arotsaho ny hatezeranao, Qu' un feu vengeur dévore les survivants, que les oppresseurs de ton peuple soient voués à la ruine.
Si 36:9 aringano ny mpankahala, fongory ny fahavalo. Brise la tête des chefs étrangers qui disent : "Il n' y a que nous."
Si 36:10 Hafaingano ny fotoana, ary tsarovy ny fianianana; ka aoka hankalazaina ny asanao lehibe! Rassemble toutes les tribus de Jacob, rends-leur leur héritage comme au commencement.
Si 36:11 Aoka holevonin' ny afo mahamay izay sendra afa-mandotsitra, ary ho hitan' izay mampahory ny vahoakanao ny fahaverezana. Aie pitié, Seigneur, du peuple appelé de ton nom, d' Israël dont tu as fait un premier-né.
Si 36:12 Montsany ny lohan' ny lehiben' ny fahavalo, izay manao hoe: Tsy misy afa-tsy isika ihany! Aie compassion de ta ville sainte, de Jérusalem le lieu de ton repos.
Si 36:13 Angony avokoa ny fokon' i Jakoba ka avereno aminy indray ny lova toy ny tamin' ny voalohany. Remplis Sion de ta louange et ton sanctuaire de ta gloire.
Si 36:14 Tompo o, mamindra fo amin' ny vahoakanao, izay antsoina amin' ny anaranao, sy amin' Israely izay nataonao toy ny lahimatoa. Rends témoignage à tes premières créatures, accomplis les prophéties faites en ton nom.
Si 36:15 Iantrao ny tanana misy ny fitoeranao masina, dia Jerosalema fitoerana fitsaharanao. Donne satisfaction à ceux qui espèrent en toi, que tes prophètes soient véridiques.
Si 36:16 Fenoy ny teny to avy aminao Siona ary ny voninahitrao, ny vahoakanao. Exauce, Seigneur, la prière de tes serviteurs selon la bénédiction d' Aaron sur ton peuple.
Si 36:17 Mitsangana ho vavolombelona miaro an' ireo zava-boaharinao hatramin' ny voalohany ary tanteraho ny fampanantenana nataonao tamin' ny anaranao. Et que tous, sur la terre, reconnaissent que tu es le Seigneur, le Dieu éternel!
Si 36:18 Valio soa ireto olona manantena anao, ary aoka ho hita fa to teny ny mpaminaninao. Henoy, Tompo o, ny vavak' izay mitalaho aminao, L' estomac accueille toute sorte de nourriture, mais tel aliment est meilleur qu' un autre.
Si 36:19 araka ny tso-dranon' i Aarona tamin' ny vahoakanao, ary aoka ho fantatry ny mponina rehetra eto an-tany, fa hianao no Tompo Andriamanitra amin' ny taona rehetra. Le palais reconnaît à son goût le gibier, de même le coeur avisé discerne les paroles mensongères.
Si 36:20 Mandray hanina isan-karazany ny vavony, nefa misy hanina tsaratsara kokoa noho ny hafa. Un coeur pervers donne du chagrin, l' homme d' expérience le paie de retour.
Si 36:21 Fantatry ny lanilany amin' ny tsirony ny henan-java-dia; ary fantatry ny fo manan-tsaina toy izany koa ny teny mamitaka. Une femme accepte n' importe quel mari, mais il y a des filles meilleures que d' autres.
Si 36:22 Mahatonga alahelo ny fo ratsy, nefa mitandrin-tena aminy ny olona mahalala zavatra. La beauté d' une femme réjouit le regard, c' est le plus grand de tous les désirs de l' homme.
Si 36:23 Raisin' ny vehivavy izao karazam-bady rehetra izao, nefa misy zazavavy tsaratsara kokoa noho ny hafa. Si la bonté et la douceur sont sur ses lèvres, son mari est le plus heureux des hommes.
Si 36:24 Mahamiramiran' endrika ny hatsaran-tarehim-behivavy, ary mihoatra noho ny fanirian' ny lehilahy fatratra indrindra. Celui qui acquiert une femme a le principe de la fortune, une aide semblable à lui, une colonne d' appui.
Si 36:25 Raha hita eo amin' ny lelany koa ny hatsaram-po aman-kalemem-panahy, dia tsy anisan' ny zanak' olombelona tsotra izao intsony ny vadiny. Faute de clôture le domaine est livré au pillage, sans une femme l' homme gémit et va à la dérive.
Si 36:26 Efa nahazo ny fototry ny hareny ny olona mahazo vady, izay namana mitovy aminy sy andry hiankinany. Comment se fier à un voleur de grand chemin qui court de ville en ville?
Si 36:27 Eo amin' izay tsy misy fefy, dia lasan-ko fandrobana ny tany: eo amin' izay tsy misy vehivavy, ny lehilahy dia misento mirenireny. De même à l' homme qui n' a pas de nid, qui s' arrête là où la nuit le surprend.
Si 36:28 Zovy moa no hatoky ny jiolahy mailaka izay mitety tanana ombieny ombieny? Toy izany ny lehilahy tsy manam-ponenana; fa izay aharivan' ny andro no andriany.

<-
->