<-
->

Si 24:1 Midera ny tenany ny fahendrena, ary manome voninahi-tena eo amin' ny vahoakany izy. La Sagesse fait son propre éloge, au milieu de son peuple elle montre sa fierté.
Si 24:2 Miloa-bava eo amin' ny fiangonan' ny Avo Indrindra izy, ary manome voninahi-tena eo anatrehan' ny fiandrianany, hoe: Dans l' assemblée du Très-Haut elle ouvre la bouche, devant la Puissance elle montre sa fierté.
Si 24:3 Nivoaka avy amin' ny vavan' ny Avo Indrindra aho, ary nanarona ny tany, sahala amin' ny rahona. "Je suis issue de la bouche du Très-Haut et comme une vapeur j' ai couvert la terre.
Si 24:4 Nonina tany amin' ny avo aho; ary ny seza fiandrianako, dia eo an-tampon' ny andry rahona. J' ai habité dans les cieux et mon trône était une colonne de nuée.
Si 24:5 Izaho irery no nahatety ny faritra manodidina ny lanitra, ary nitsangantsangana tany amin' ny halalin' ny hantsana. Seule j' ai fait le tour du cercle des cieux, j' ai parcouru la profondeur des abîmes.
Si 24:6 Tanatin' ny onjan-dranomasina sy tambonin' ny tany rehetra, tamin' ny vahoaka rehetra, sy tamin' ny firenena rehetra dia nampiasa ny fahefako aho. Dans les flots de la mer, sur toute la terre, chez tous les peuples et toutes les nations, j' ai régné.
Si 24:7 Teny amin' izy rehetra aho, nitady ny fitoerana ho fitsaharako, sy izay tany tsy maintsy honenako. Parmi eux tous j' ai cherché le repos, j' ai cherché en quel patrimoine m' installer.
Si 24:8 Tamin' izay nampitondra didy tamiko Ilay Mpahary ny zavatra rehetra; ary nampijanona ny laiko Ilay nahary ahy, ka nanao tamiko hoe: Monena amin' i Jakoba, aoka ho amin' Israely ny lovanao. Alors le créateur de l' univers m' a donné un ordre, celui qui m' a créée m' a fait dresser ma tente, Il m' a dit : Installe-toi en Jacob, entre dans l' héritage d' Israël.
Si 24:9 Izaho dia efa noharìna hatramin' ny voalohany, talohan' ny taona rehetra, ary tsy hitsahatra ny ho misy aho, hatramin' ny mandrakizay. Avant les siècles, dès le commencement il m' a créée, éternellement je subsisterai.
Si 24:10 Nanao ny fandraharahana teo anatrehany aho, teo ami' ny tabernakla masina, ka dia nanana fonenan-draikitra tao Siona aho. Dans la Tente sainte, en sa présence, j' ai officié; c' est ainsi qu' en Sion je me suis établie,
Si 24:11 Nampijanona ahy toy izany koa izy tao amin' ny vohitra malala, ka dia ao Jerosalema no fipetrahan' ny fanjakako. et que dans la cité bien-aimée j' ai trouvé mon repos, qu' en Jérusalem j' exerce mon pouvoir.
Si 24:12 Nandatsa-paka aho teo amin' ny vahoaka be voninahitra, teo amin' ny anjaran' ny Tompo, teo amin' ny lovany. Je me suis enracinée chez un peuple plein de gloire, dans le domaine du Seigneur, en son patrimoine.
Si 24:13 Nisondrotra toy ny sedra eny Libana aho, sy tahaka ny sipresa, eny an-tendrombohitr' i Hermona. J' y ai grandi comme le cèdre du Liban, comme le cyprès sur le mont Hermon.
Si 24:14 Nisondrotra toy ny antrendry eny amoron-drano aho, sy tahaka ny raozy eny Jerikao; tahaka ny fototr' oliva tsara eny amin' ny tany lemaka, ary nisondrotra tahaka ny platana. J' ai grandi comme le palmier d' Engaddi, comme les plants de roses de Jéricho, comme un olivier magnifique dans la plaine, j' ai grandi comme un platane.
Si 24:15 Nandefa fofona manitra tahaka ny kanela sy ny ditin-kazo manitra aho, ary nandraraka fofona mamerovero, toy ny mira voafantina, toy ny galbanoma, ny oniksa, ny stakta, ary tahaka ny eton' emboka eo amin' ny tabernakla. Comme le cinnamome et l' acanthe j' ai donné du parfum, comme une myrrhe de choix j' ai embaumé, comme le galbanum, l' onyx, le labdanum, comme la vapeur d' encens dans la Tente.
Si 24:16 Namelatra ny rantsako toy ny terebinta aho, ary ny sampako dia sampan' ny voninahitra amam-pahasoavana. J' ai étendu mes rameaux comme le térébinthe, ce sont des rameaux de gloire et de grâce.
Si 24:17 nandefa tsiry mahafinaritra, toy ny foto-boaloboka aho, ary voam-boninahitra aman-karena no avy amin' ny voniko. Renin' ny fitiavana madio, ny fahatahorana an' Andriamanitra, ny fahaizana ary ny fanantenana masina aho. Je suis comme une vigne aux pampres gracieux, et mes fleurs sont des produits de gloire et de richesse.
Si 24:18 Avia aty amiko hianareo rehetra maniry ahy, ka mivokisa amin' ny voako hianareo.
Si 24:19 Fa mamy noho ny tantely ny fahatsiarovana ahy, ary noho ny toho-tantely, ny fananana ahy. Venez à moi, vous qui me désirez; et rassasiez-vous de mes produits.
Si 24:20 Izay mihinana ahy mbola ho noana, izay misotro ahy mbola hangetaheta. Car mon souvenir est plus doux que le miel, mon héritage plus doux qu' un rayon de miel.
Si 24:21 Izay mihaino ahy tsy ho menatra mandrakizay, ary na iza na iza, raha izaho no entiny miasa, tsy mba hanota. Ceux qui me mangent auront encore faim, ceux qui me boivent auront encore soif.
Si 24:22 Izany rehetra izany dia ny bokin' ny faneken' Andriamanitra Avo Indrindra, lalana nomen' i Moizy, ho lovan' ny fiangonan' i Jakoba. Celui qui m' obéit n' aura pas à en rougir et ceux qui font mes oeuvres ne pécheront pas."
Si 24:23 Izany lalana izany no mahatondraka ny fahendrena tahaka an' i Fisona, tahaka an' i Tigra, amin' ny fotoanan' ny voankazo vao. Tout cela n' est autre que le livre de l' alliance du Dieu Très-Haut, la Loi promulguée par Moïse, laissée en héritage aux assemblées de Jacob.
Si 24:24 Mandefa onjam-pahalalana tahaka an' i Eofrata izy, tahaka an' i Jordany amin' ny taom-pijinjana.
Si 24:25 Mampiboiboika ny fahaizana, tahaka ny Ony izy; tahaka an' i Gehona, amin' ny fotoam-piotazam-boaloboka. C' est elle qui fait abonder la sagesse comme les eaux du Phisôn, comme le Tigre à la saison des fruits;
Si 24:26 Ny voalohany nianatra azy, tsy mahatapitra ny fahalalana azy; ary ny farany, tsy mbola nahatakatra azy, qui fait déborder l' intelligence comme l' Euphrate, comme le Jourdain au temps de la moisson;
Si 24:27 Fa malalaka noho ny ranomasina ny sainy, ary lalina noho ny hantsana lehibe ny fisainany. qui fait couler la discipline comme le Nil, comme le Gihôn aux jours des vendanges.
Si 24:28 Ary izaho dia nisononoka toy ny lakan-drano avy amin' ny ony, tahaka ny tetezan-drano manondraka tanimboly mahafinaritra. Le premier n' a pas fini de la découvrir, et de même le dernier ne l' a pas trouvée.
Si 24:29 Hoy aho: Hanondraka ny tanimboliko aho, handena ny kisahasahako, ary indro fa tonga ony ny lakan-dranoko, tonga ranomasina ny oniko. Car ses pensées sont plus vastes que la mer, ses desseins plus grands que l' abîme.
Si 24:30 Koa mbola maniry hampamirapiratra ny fahendrena hoatra ny mazava atsinanana aho sy hampahalala ny foto-keviny any lavitra any. Et moi, je suis comme un canal issu d' un fleuve, comme un cours d' eau conduisant au paradis.
Si 24:31 Mbola iriko koa ny hampiely ny fampianarana, hoatra ny faminaniana, sy hamela azy ho lovan' ny taranaka any aoriana any. J' ai dit : "Je vais arroser mon jardin, je vais irriguer mes parterres." Et voici que mon canal est devenu fleuve et le fleuve est devenu mer.
Si 24:32 Fantaro fa tsy miasa ho an' ny tenako irery aho, fa ho an' izay rehetra mitady ny fahendrena. Je ferai luire la discipline dès le matin, je porterai au loin sa lumière.
Si 24:33 Je répandrai l' instruction comme une prophétie et je la transmettrai aux générations futures.
Si 24:34 Voyez : ce n' est pas pour moi que je travaille, mais pour tous ceux qui la cherchent.

<-
->