<-
->

Si 35:1 Ny mitandrina ny lalàna, dia manao fanatitra maro Observer la loi c' est multiplier les offrandes, s' attacher aux préceptes c' est offrir des sacrifices de communion.
Si 35:2 ary ny miraikitra amin' ny didy, dia manolotra sorom-pihavanana. Se montrer charitable c' est faire une oblation de fleur de farine, faire l' aumône c' est offrir un sacrifice de louange.
Si 35:3 Ny misaotra dia manao fanatitra lafarina tsara indrindra; Ce qui plaît au Seigneur c' est qu' on se détourne du mal, c' est offrir un sacrifice expiatoire que de fuir l' injustice.
Si 35:4 ary ny manao famindram-po, dia manatitra sorona fiderana. Ne parais pas devant le Seigneur les mains vides, car tout cela est dû selon les préceptes.
Si 35:5 Ny ankasitrahan' ny Tompo, dia ny manalavitra ny ratsy; ny mahazo famelan-keloka aminy, dia ny mandositra ny tsy marina. L' offrande du juste réjouit l' autel, son parfum s'élève devant le Très-Haut.
Si 35:6 Kanefa aza miseho foan-tànana eo anatrehan' ny Tompo hianao, Le sacrifice du juste est agréable, son mémorial ne sera pas oublié.
Si 35:7 fa noho ny didy no tsy maintsy hanaovana ireny fanatitra ireny. Glorifie le Seigneur avec générosité et ne sois pas avare des prémices que tu offres.
Si 35:8 Manatavy ny otely ny fanatitra marina; ary miakatra eo anatrehan' ny Tompo ny fofony manitra. Chaque fois que tu fais une offrande montre un visage joyeux et consacre la dîme avec joie.
Si 35:9 Mahafinaritra ny soron' ny olo-marina; ary tsy ho very tadidy ny fahatsiarovana an' izany. Donne au Très-Haut comme il t' a donné, avec générosité, selon tes moyens.
Si 35:10 Manomeza voninahitra ny Tompo, amin' ny fo mahafoy be; ary aza anesorana akory ny voaloham-bokatry ny tananao. Car le Seigneur paie de retour, il te rendra au septuple.
Si 35:11 Amin' ny fanatitra rehetra, aoka ho mirana endrika hianao, ary atokany amim-piravoravoana ny fahafolon-karenao. N' essaie pas de le corrompre par des présents, il les refuse, ne t' appuie pas sur un sacrifice injuste.
Si 35:12 Manomeza voninahitra ny Avo Indrindra araka izay nomeny anao, amin' ny fo mahafoy be, araka izay azon' ny tananao. Car le Seigneur est un juge qui ne fait pas acception de personnes.
Si 35:13 Fa manome valy ny Tompo, ka hamerina impito hoatry ny nataonao. Il ne considère pas les personnes pour faire tort au pauvre, il écoute l' appel de l' opprimé.
Si 35:14 Aza mitady hanangoly azy amin' ny fanatitra, fa tsy horaisiny akory izany, Il ne néglige pas la supplication de l' orphelin, ni de la veuve qui épanche ses plaintes.
Si 35:15 ary aza miantehitra amin' izay fanatitra tsy marina; fa mpitsara ny Tompo, ary tsy mijery izay filaharam-piambonian' ny olona akory izy. Les larmes de la veuve ne coulent-elles pas sur ses joues et son cri n' accable-t-il pas celui qui les provoque?
Si 35:16 Tsy mizaha tavan' olona hamono antoka ny mahantra izy, ary mihaino ny vavak' izay ampahoriana. Celui qui sert Dieu de tout son coeur est agréé et son appel parvient jusqu' aux nuées.
Si 35:17 Tsy mba ataony tsy ho zavatra ny kamboty mitalaho, na ny mpitondratena mamboraka ny fitarainany aminy. La prière de l' humble pénètre les nuées; tant qu' elle n' est pas arrivée il ne se console pas.
Si 35:18 Tsy mirotsaka eo amin' ny takolany va ny ranomason' ny mpitondratena, Il n' a de cesse que le Très-Haut n' ait jeté les yeux sur lui, qu' il n' ait fait droit aux justes et rétabli l'équité.
Si 35:19 ary moa tsy mipoaka ny fidradradradrany mamely an' izay mampitomany azy? Et le Seigneur ne tardera pas, il n' aura pas de patience à leur égard,
Si 35:20 Horaisina tsara izay manaja an' Andriamanitra araka ny fomba ankasitrahany, ary tafasondrotra hatrany amin' ny rahona ny fivavahany. tant qu' il n' aura brisé les reins des violents et tiré vengeance des nations,
Si 35:21 Maninteraka ny rahona ny vavaky ny manetry tena, fa tsy hionona izy, raha tsy tonga amin' Andriamanitra izany; tsy hitsahatra izy, raha tsy efa nojeren' ny Avo Indrindra; dia hitsara araka ny rariny ny Tompo, ka hamoaka fitsarana. exterminé la multitude des orgueilleux et brisé le sceptre des injustes,
Si 35:22 Tsy hampiandry akory ny Tompo, tsy handefitra intsony izy, amin' ny mpampahory; mandra-panorotorony ny valahan' ireo olona tsy miantra ireo, tant qu' il n' aura rendu à chacun selon ses oeuvres et jugé les actions humaines selon les coeurs,
Si 35:23 sy hanaovany famaliana ny firenena; mandra-pandringany ny ankamaroan' ireo mpiteny ratsy an' Andriamanitra, sy hanapatapahany ny tehim-panjakan' ny mpankahala fivavahana; tant qu' il n' aura rendu justice à son peuple et ne l' aura comblé de joie dans sa miséricorde.
Si 35:24 mandra-pamaliny ny olona, araka ny asany, sy hamaliany ny asan' ny olona araka ny heviny; La miséricorde est bonne au temps de la tribulation, comme les nuages de pluie au temps de la sécheresse.
Si 35:25 mandra-pandrainy eo an-tanany ny adin' ny vahoakany, sy hampifaliany azy amin' ny famindram-pony.
Si 35:26 Tsara tamin' ny fotoana nampahoriana an' Israely ny famindram-po, toy ny rahona mitondra orana, amin' ny fotoana main-tany.

<-
->