<-
->

Si 39:14 aoka handraraka, hoatra ny emboka, ny fofonareo manitra; ataovy mivelatra hoatra ny lisy ny voninareo. Alefaso ny hanitrareo, ary mihira hira fiderana, ka mankalaza ny Tompo, noho ny asa rehetra nataony. Comme l' encens répandez une bonne odeur, fleurissez comme le lis, donnez votre parfum, chantez un cantique, bénissez le Seigneur pour toutes ses oeuvres.