| Entry (1/5) | 1 volo |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 Zavatra lava madinika kely ohatra ny kofehy tantra maniry amin' ny faritra sasantsasany amin' ny tenan' ny olombelona na ny biby ary na dia ny zavamaniry aza: Be volon-tratra io lehilahy io ~ Be volo mahafinaritra ny amboan' i Bary ~ Ataon' ny olona fanafody ny volon-katsaka
4 Volon-doha: Efa lava ny volon' ise ka andeha mba hampanetezo [1.1] |
| Explanations in English |
5 hair
6 feathers 7 moss [1.7] |
| Explanations in French |
8 cheveux, poil
9 plume 10 mousse [1.8] 11 Chez les animaux et l'homme : poils ou plumes, cheveux, etc. 12 Chez les plantes : poils et duvets des feuilles et des tiges. 13 Les mousses et autres petites plantes arboricoles sont elles-mêmes assimilées à des poils sous le nom de volon-kazo [1.196] |
| Examples |
14 Tsy maintsy hetezana fohy mantsy aloha ny volo, izay vao kolaina.
[2.472]
15 randranina madinika ny volo ny reninjaza; [2.48] |
| Morphology |
|
| Derivatives |
|
| Holonym |
|
| Co-meronyms |
|
| All compound words | 41 124 combinations of that word |
| Proverbs | 42 Proverbs containing that word |
| Article | 43 Randzavola: volo ao amin' ny Baiboly |
| Entry (2/5) | 44 volo |
| Part of speech | 45 noun |
| Explanations in Malagasy |
46 Lokon-javatra na biby: Toy inona no volon' ilay ombinareo very izay? ~ Ity lamba tanora volo ity entinao fa tena manendrika anao mihitsy
[1.1] |
| Explanations in English |
47 color
[1.7] |
| Explanations in French |
48 couleur
[1.8] 49 Couleur, teinte, aspect naturels ; les couleurs obtenues par teinture s'appellent au contraire : loko. [1.196] |
| Derivatives |
|
| All compound words | 51 20 combinations of that word |
| Tables and plates |
52 The Colors 53 Cattle Coat Colors |
| Entry (3/5) | 54 volo |
| Part of speech | 55 noun |
| Explanations in Malagasy |
56 Endrika, tarehy: Tsy volon' olona handeha akory ianao izany!
[1.1] |
| Entry (4/5) | 57 volo |
| Part of speech | 58 noun |
| Explanations in Malagasy |
59 Karazan-javamaniry fahita amin' ny tany mafana, manana toetra manokana: ny tahony tsoa-tokana tsisy rantsany, mavo malamalama, poaka aty, nefa misy tonony, mety ho voafihin' ny rantsantanana roa ny habeny, ary ny raviny etiety kely maranitra. Maro karazana ny volo: ny voloandotra, ny voloandritra, ny volodia, ny volodiosy, ny volosanga, ny volosy, ny volotara, ny bararata, ny volotsangana, ny volovaliha, ary ny volovato
[1.1] |
| Explanations in English |
60 bamboo
[1.7] |
| Explanations in French |
61 bambou
[1.8, 1.13] 62 roseau [1.8] 63 Nom générique des bambous. L. A. Chapelier a relevé anciennement ce nom sur la côte Est pour un bambou autochtone, Ochlandra capitata (Kunth) E.G. Camus ( = Nastus capitatus Kunth) « c'est le bambou dont la tête retombe en panache » écrit-il. Mais ce nom s'applique également aux espèces introduites : Bambusa barbata Trin., Bambusa capitata Trin., Dendrocalamus strictus (Roxb.) Nees, (Poaceae). Ce nom est même étendu aux grandes Poaceae dont les chaumes dépassent souvent 2 m de haut. [1.196] |
| Vocabulary | 64 Botany: grass |
| Analogs | 65 volotsangana |
| All compound words | 66 13 combinations of that word |
| Scientific name |
|
| Illustrations |
|
| Entry (5/5) | 71 volo |
| Part of speech | 72 noun |
| Explanations in French |
73 [racine ancienne] action de préférer, de tirer, de sélectionner
[1.196] 74 Au sens figuré : préférence, attitude partiale. Exemple : mivolo zanaka : faire des discriminations entre ses enfants [1.196] |
| Derivatives |
|
| Anagrams | 76 lovo, volo |
| Updated on 2025/12/08 |
|