Entry mivolo (volo)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Manana endrika, tarehin-...: Mahafinaritra ery~ ny mijery ny masoandro mivolom-bolamena, rehefa madiva hilentika iny! ~ Mivolon' andro ririnina izany andro izany [Rajemisa 1985]
Explanations in English to have the appearance of [Hallanger 1973]
Explanations in French avoir l'apparence de [Hallanger 1974]
Morphology 
mivolo
nivolo
hivolo
Compound words, titles, names 
Examples mivolom-boatavo ny hodi-tavany, ary hita eny ny mahazazamena azy noho ny fihetsiky ny tongotra aman-tanany. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 171]
Quotes 

Entry mivolo
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy  [Bara] mihaingo taretra [Rakotosaona 1975]

Updated on 2020/07/31