Entry famolosana (volo)
Part of speech noun
Malagasy definition Fanalana na fanongotana ny volo amin' ny tenan' ny vorona vonoina: Maharitra ela ny famolosana ganagana [Rajemisa 1985]

2009/02/23