Entry voloina (volo)
Part of speech adjective
Malagasy definition Misy voIo, be volo: Voloina ny ranjon-dRakoto ka tsy sahy mialapataloa izy [Rajemisa 1985]
 be volovolo [SLP 1986]
English definition hairy [Hallanger 1973]
French definition poilu [Hallanger 1974, Boiteau 1997]
French definition chevelu [Hallanger 1974]
French definition pelucheux [SLP 1986]
 duveteux [Boiteau 1997]
Examples 
1Akanjo voloina sy mididy mananjara no azy mirahavavy ary tablie mangabe mivaky an-damosina no an' I Lidy si I Saonina? [Rakotonandrasana: Tantsaha]
2Tafatsangana ity voloina sy tomady be, izay sondriana nitetika ny tratrany amin' ny tombokavatsa anoloan' ny fitaratra anankiray. [Rapatsalahy: Kintana]

2019/09/05