Entry volovolo (volo)
Part of speech   noun
Malagasy definition   Havana akaiky (io teny io dia ampiasaina miaraka amin' ny "Tsy"): Tsy taovana tsy volovolo: Tsy havana tsy inon-tsy inona [Rajemisa 1985]
Vocabulary  

Entry volovolo
Part of speech   noun
Malagasy definition   [Tambahoaka] volo malemy na mandady [Rakotosaona 1972]
   [Taisaka] volomandady [Rakotosaona 1972]
   [Bezanozano] volomalemy [Rakotosaona 1972]

2012/12/24