Entry volotara
Part of speech noun
Malagasy definition Karazam-bolotsangana madinika toy ny bararata ary fanao sodina [Rajemisa 1985]
French definition  [Merina] (de volo (2) : grande Graminée). Phragmites mauritianus Kuhth (Poaceae). Malzac l'a confondu avec la Canne de Provence, Arundo donax L. (Poaceae) [Boiteau 1997]
Vocabulary 
Scientific name Phragmites mauritianus
Examples Ary nanirian' ny volotara ny rano nisitrihan-dRanoromasina. [Rahajarizafy: Filozofia]

2019/09/12