|
|
|
|

Entry (1/2)1 milofo
Root  2lofo
Part of speech  3 active verb
Explanations in Malagasy  4 Miezaka amin-kiry, mampiasa ny hery rehetra azo atao, mikely aina: Nilofo mafy tamin' ny fianarana izy ka tsy mahagaga raha afa-panadinana [1.1]
Explanations in English  5 to persevere, to persist [1.7]
Explanations in French  6 persévérer, s'opiniâtrer [1.8]
Morphology 
7 Present :
8 Past :
9 Future :
10 Imperative :
Analogs  11 foladamosina, 12 mayvolonorona, 13 mayvolontratra, 14 manaoaintsyhozavatra, 15 manaoampingatratra, 16 manaoanaina, 17 manaoanditra, 18 manaoanjolofo, 19 manaobotraika, 20 manaokelyandilana, 21 manaolazobe, 22 manaosakafoambanyfoitra, 23 manaosalakafohyrambo, 24 manaovalangitrika, 25 manaovyverynyaina, 26 manaoamboaditsika, 27 mandanymondronkery, 28 mandanyrondoha, 29 miadyfoamanaina, 30 miadyfo, 31 mialakabontana, 32 mialakaforo, 33 miantotomaty, 34 miezaka, 35 mifofotra, 36 mikaozatra, 37 mikelyaina, 38 mikezaka, 39 mikikitra, 40 mikiry, 41 mikiribiby, 42 mikofo, 43 mikokomaty, 44 mikokotra, 45 mikoremby, 46 milofika, 47 milozoka, 48 mimaso, 49 mimokimoky, 50 mimokitra, 51 miokitra, 52 miongobolo, 53 misikimponitra, 54 mitozo, 55 mivakytratra, 56 sadymifofotranomivelyvy, 57 tsymanamohamo, 58 tsymanarykarama, 59 tsymandalaaina, 60 tsymandryandrotsymandryalina, 61 tsymialavehana, 62 tsymikelysoroka, 63 tsymikosomaso, 64 tsymiroafo, 65 tsymisatryfanahy, 66 tsymitandrohasasarana, 67 tsymitaraintananaompaka

Entry (2/2)68 milofo
Root  69lofo
Part of speech  70 active verb
Explanations in Malagasy  71 Manana omby hovonoina hatao lofo [1.1]

Anagrams  72 mifolo, 73 milofo

Updated on 2025/10/31