Entry may volon' orona (hay, volo, orona)
Part of speech expression
Malagasy definition enti-milaza fahamaizana izaitsizy noho ny raharaha maro dia maro na maika dia maika; sahirana mafy ka dodona aoka izany erỳ [Rajemisa 1985]
Synonyms may volon-kelika ~ may volon-tratra

2012/03/17