Entry mitozo (tozo)
Part of speech   active verb
Malagasy definition   Manohy miasa tsy mety kivy, mikiry, mikikitra: Mitozo mianatra ihany io zazalahy io na dia be aza ny fakampanahy manodidina azy [Rajemisa 1985]
Morphology  
mitozo
nitozo
hitozo
mitozoa

Entry mitozo
Part of speech   active verb
Malagasy definition   [Tanosy] mitsahatra [Rakotosaona 1972]

Updated on 2010/05/06