|
|
|
|

Entry1  mikezaka
Root  2 kezaka
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4 Mihakely, mihamifintina, mihamanify
5 Manao araka izay azo atao, manao izay tratry ny aina, tsy mikely soroka:
6 Nikezaka tamin' ny fianarana izy ka tsy nahagaga raha nandroso fatratra [1.1]
Explanations in French  7 être rétréci, se rétrécir, s'amincir
8 figuré: s'appliquer à, faire son possible [1.3]
Morphology 
9  Present :
10  Past :
11  Future :
12  Imperative :
Analogs  13  foladamosina, 14  mayvolonorona, 15  mayvolontratra, 16  manaoaintsyhozavatra, 17  manaoamboaditsika, 18  manaoampingatratra, 19  manaoanaina, 20  manaoanditra, 21  manaoanjolofo, 22  manaobotraika, 23  manaokelyandilana, 24  manaolazobe, 25  manaosakafoambanyfoitra, 26  manaosalakafohyrambo, 27  manaovalangitrika, 28  manaovyverynyaina, 29  mandanymondronkery, 30  mandanyrondoha, 31  miadyfoamanaina, 32  miadyfo, 33  mialakabontana, 34  mialakaforo, 35  miantotomaty, 36  miezaka, 37  mikaozatra, 38  mikelyaina, 39  mikikitra, 40  mikiry, 41  mikiribiby, 42  mikofo, 43  mikokomaty, 44  mikokotra, 45  mikorambemby, 46  milofika, 47  milofo, 48  milozoka, 49  mimaso, 50  mimokimoky, 51  mimokitra, 52  miokitra, 53  miongobolo, 54  mirofotra, 55  misikimponitra, 56  mivakytratra, 57  tsymanamohamo, 58  tsymanarykarama, 59  tsymandalaaina, 60  tsymandryandrotsymandryalina, 61  tsymialavehana, 62  tsymikelysoroka, 63  tsymikosomaso, 64  tsymisatryfanahy, 65  tsymitandrohasasarana, 66  tsymitaraintananaompaka

Updated on 2025/11/13